4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Modia, modia - Feon ala

Andre agny lavitra any
Modia modia fa ela izay
nialanan-dreo taty an-tànagna
Modia, modia, izahay mahatsiaro
Manign'andreo, magnisa andro

Andre agny lavitra agny
Modia, modia an-tragno
hifampikoragna kara taloha

Modia, modia, izahay efa ngôma
Ny ahita andreo, miara-misôma

Na, na, na, na...

Andre agny....

Andre agny lavitra agny
Modia, modia fa tsy tafandry
miasa loha sy malahelo
Modia, modia ahafalifaly
Haravoravo izahay an-tànagna

Magniry zahay ny mbô ho vangiane
Ny fo mahatsiaro, ny maso tia ahita
Volagna araiky na herinandro
Ah, zavavy e, tongava e

Magniry zahay....

Na, na, na, na...

Partager modia, modia

Commenter modia, modia

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Feon ala