4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Milay miaina - Fefiloha

MILAY MIAINA (FEFILOHA)



Hoe reveko oh ! selekeko oh !

Andeha hateriko oh !

Fiainana hotrotran’izany no tena mba kifeko oh !



CHORUS

Izay rehetraretra tonga eo ! hoe reveko oh !

Izay blem mitotona eo ! selekeko oh !

Izay manadaladala eo ! andeha hateriko oh !

Fiainana hotrotran’izany no tena mba kifeko oh !



MIKA

Izay mikifa rapy androany mila mahakobo feeling

Kobon’la lesy fa ilay fiainana andro ririna

Tsy menatra mivadika, nefa raha tsy mikifa ty tsy maninona

Satria poteko daholo izay ady clé ingainy eo tsinona

Fa ataovy ambony ny loha, ka raha toa ka tsikin’ny masoandro

Kopy ela izay fa ijajika indray ny andro,

Taitairo ary, dodomy indray ny bandy akama

Handefaso mesaka fa tsy tafa hody indray ny any an-tanana

Kifeo ny kaly, fa androany ty mila mi fiesta, ty mila mandihy

Reveo ny py, reveo ny fy, kifeo ny beat na lonely



CHORUSx2



PAPA

Fahombiazana isan’andro no reseko, yah !

Izay satrinao atao no mila reko, yah !

Rehefa mitovy ny hetaheta dia efa ekeko, yah !

Fa mitsiky ahy eo anilanao tsy afeniko

Reveko ny teny rehetra manomboka amin’ny mi

Hotrany hoe mirapy, mijery, miprise

Na dia tsy ranom-boankazo tiako sy parfumé aza ny kaly maraina

Fa tsy kwa, fa tsy kwa fa tsy akitaraina



CHORUS



PAPA

Sorisory, tomany, vita hatreo zany androany

Satria ity mofo ity elaela mihitsy vao lany

Gaga sahady enao mahita, nefa mbola tsy vita

Hatomboy, hatomboy, izay mipoitra eo poy

Fefiloha tsy miala mandrapahalany ny sigara

Ka tonga dia amboary dieny zao ny saina sao tara

Papa tsy miala mandrapahalany ny sigara

Fa androany androany enao tsy maintsy ao tsara



MIKA

Omeo tsiky ny kivy, ampifalio ny ankizy

Ka adalany izay tsy tia hirevy

Fa rehefa manomboka ity dia tsisy fefy,

Rehefa anatin’ny moov dia tsisy bedy

Dia aleo mifety, maka fafiny ny fiainana eto antany vetivety

Dia ataovy ambony ny tanana, ahetso ny loha

Aok’izay ny takaitra, io indray fa mimoov fefiloha



CHORUSx2



KOLT

Indray mandeha ihany ny tenako no miaina

Nefa tsapa fa hardcore trop ny life

Fa vao vantany vao mahare grosse caisse

Arahina mélodie, dia efa miramirana manozongozon-doha

Miteny hoe : izay indray ilay izy, izay indray ilay izy

Nofinofiko ny hanakatra ny mangabe

Tanjoko ny hanangona cash be

Nefa raha tsy todiko eto androany tsisy kwa le !

satria ampy ahy ny tambitamby ny taspe

Raha lasa ny taspe, soloiko roa ny taspe



CHORUSx2


Partager milay miaina

Commenter milay miaina

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Fefiloha