4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ianao ihany - Dadah rabel

Ianao ilay tsy manan-tsahala

ilay nisafidy, hizara ny diako

ianao ihany no mahalala

ireo ahiahy sy ireo faniriko

ianao eo anilako hatrany

hizara ireo tsiky, hamafa tomany

ianao no nanampy nampijoro

nanampy ahy hibaby ireo mafy tsy zaka

ianao ilay tsy manan-tsahala

ilay nisafidy, hizara ny ho aviko

ianao iany no tokako malala

ilay mandra-maty, hany ho tiaviko

ianao eo anilako eo foana

tsy misy tsy misy hoe nahoana

ianao tsy mba be fisehosehoana

nefa tratra antso rehefa antsoina

Partager ianao ihany

Commenter ianao ihany

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Dadah rabel