4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Andriamanitra andriananahary - Chorale Ny Antema

Andriamanitra Andriananahary

Jehovah izay miteny

ka miantso ny tany

Hatramin’ny fiposahany

ka hatramin’ny filentehany

Avy any Ziona izay tena

Fahatsaran-tarehiny



No hamirapiratan’Andriamanitra

Andriamanitra



Hatramin’ny fiposahany

Ka hatramin’ny filentehany

Avy any Ziona izay tena

Fahatsaran-tarehiny



Ralaimoria

Partager andriamanitra andriananahary

Commenter andriamanitra andriananahary

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Chorale Ny Antema