4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Mino aho - Anitra Sarobidy

Ny fitiavanao anay anie ry Ray

Dia tsy miova mihitsy hatrany hatramin’izay

Ka mino Anao aho, matoky Anao aho

Ny herin’ny fanahinao no asandratro

Mamela anay re ny ota vita

Fa maro ny Satana mielingelina ety

Ka mino Anao aho, matoky Anao aho

Esorinao ny geja isalorako

                Ref : Ampidirinay an-tsaina ny finoana Anao

                        Fa Ianao mpitantana mpanafaka

                        Hitia, hitia dia tena tia

                        Ny fitiava(na) nomenao

                        Ka tsy hiala ato am-poko



Arivo taon amaro lasa izay

Nohomboina t@ hazo fijaliana Ianao

Ka voaporofo ary ny ftia

Ianao no zanak’Andriamanitra mahery



Nataonay ry Ray ny asa fitoriana

Mba ho voasakan’ny Hery ny asa maizina

Raha mbola miaina aho, raha mbola miaina aho

Hianao no zanak’Andriamanitra Mahery

                Ref

Ny fitiavanao anay anie ry Ray ….Dia tsy miova mihitsy hatrany hatr@izay./.




Partager mino aho

Commenter mino aho

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Anitra Sarobidy