4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Inty aho - Anitra Sarobidy

Falifaly foana izahay Tompo ô

Fa voavelanao ny ota ratsy izay fanao

Koa raison y saotra atolotra Anao

Fa Ianao no Tompo Mpamonjiko



Inty aho fa vonona  hitory Anao

Sy hanao ny asanao raha mbola velona

Tompo be fitia



Raha mbola eo ny masoandroko ety

Dia tsy maintsy Ianao no mitantana ny dia

Ary izay rehetra nataoko tety

Dia ho voninahitro Tompo ô



Inty aho fa vonona hitory Anao

Sy hanao ny asanao raha mbola velona

Tompo be fitia.



A/C Hajatiana RAMAMBAHASINA dit balack

Partager inty aho

Commenter inty aho

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Anitra Sarobidy