-
Mardi 28 mai 2013 à 00:00:00
Tratra tany amina sinoa iray saika handeha ho any Guanzhou, omaly hariva, teny amin’ny seranam-piaramanidina Ivato, ny bolongam-bolamena milanja 1,5 kilao.
Voalaza fa nafeniny tany...
-
Mardi 28 mai 2013 à 00:00:00
Tsy mampino saingy hitan’ny maso. Nasehon’ireo tompon-kavana ny tena ireo vola vy, ariary folo, sy fantsika maromaro dia fanjaitra mifantsika amina tapa-jozoro…...
-
Mardi 28 mai 2013 à 00:00:00
Namoaka sy nampahatsiahy ny lalàna ny eo anivon’ny minisiteran’ny atitany fa tsy azo atao ny manapoaka sy mivarotra tsipoapoaka, amin’izao fotoana izao.
Toy ny...
-
Mardi 28 mai 2013 à 00:00:00
Lasa ny vola telo baoritra ! Olona miisa 11 no indray natolotra ny fampanoavana omaly voarohirohy tamin’ny fahaverezan’ny volabe mitentina 280 tapitrisa Ar tao amin’ny...
-
Mardi 28 mai 2013 à 00:00:00
"Raha tsy nametra-pialana izy ireo: mijanona amin’ny toerany ihany dia mampiasa ny fahefam-panjakana. Ary naman’ny miala an-daharana izany."
Izay no...
-
Mardi 28 mai 2013 à 00:00:00
Tsy tahaka ireo kandidà hafa izay tonga nivantana na nandefa solontena, nanao sambo nilentika, tsy tonga teny amin’ny CES ny kandidà Voninahitsy Jean Eugène sy...
-
Mardi 28 mai 2013 à 00:00:00
Tonga hijery akaiky ny fanomanana ny fifidianana ny iraky ny Sadc, ahitana delegasiona mafonjy tarihin’ny Pr Gerhard Tödemege. Nihaona avy hatrany tamin’ny eo anivon’ny...
-
Mardi 28 mai 2013 à 00:00:00
A peine arrivée sur le sol malgache, la délégation de la SADC composée du Professeur Gerhard Tödemege, de Renaud Bernardin, d’Orlanda Rafael et de Balol...
-
Mardi 28 mai 2013 à 00:00:00
Depuis plus d’un mois, la Haute Cour Constitutionnelle et la Cour Electorale Spéciale font l’objet de critiques de tout bord. Pour le CST Ramasy Adolphe, les membres de la...
-
Mardi 28 mai 2013 à 00:00:00
Une délégation conduite par le Dr Leonardo Simao et Nuno Thomas, Conseiller Principal du Médiateur est arrivée hier à l’aéroport d’Ivato....