-
Mardi 28 mai 2013 à 00:00:00
« Mihavitsy ny tanora, ankehitriny, no liana amin’ny zaitra peta-kofehy », hoy Rtoa Rasoarimalala Raoerason Zoe, filohan’ny kaoperativa Laza eny Ambohimalaza.
...
-
Mardi 28 mai 2013 à 00:00:00
Banga nanomboka omaly ny toeran’ny fiadidiana ny tanànan’Antananarivo taorian’ny fametraham-pialan-dRazafindravahy Edgard, filohan’ny delegasiona manokana (PDS)...
-
Mardi 28 mai 2013 à 00:00:00
Nazava ny fanambaran’ny Jly Camille Vital tamin’ny mpanao gazety, omaly taorian’ny fandraisan’ny Filankevitra manokana ny Fifidianana (CES) ny taratasy fametrahany...
-
Mardi 28 mai 2013 à 00:00:00
« Tsy mahalala afa-tsy ny fanajana sy fampiharana ny lalàna aho, izany no mahatonga ahy nametraka ny fialako androany. Resy lahatra aho fa mbola mipetraka ny fifidianana...
-
Mardi 28 mai 2013 à 00:00:00
Nigadona, omaly teny Ivato, indray raha efa nandrasana ny herinandro teo ny mpanelanelana, Leonardo Simao.
Nambarany fa hifampidinika amin’ireo kandidà telo : Ravalomanana...
-
Mardi 28 mai 2013 à 00:00:00
Groupe mythique de Madagascar, Mahaleo profite de sa notoriété pour s’engager dans la promotion et la réalisation de projets de développement dans son pays....
-
Mardi 28 mai 2013 à 00:00:00
L’événement cycliste « Red Island Ride» se déroulera sur le circuit Antananarivo-Fianarantsoa, dans l’axe de la RN7, du 8 au 18 août...
-
Mardi 28 mai 2013 à 00:00:00
Les aventures des étudiants malgaches boursiers en Chine risquent de se terminer en queue de poisson.
Selon leur avocat, les universités chinoises vont incessamment refuser...
-
Mardi 28 mai 2013 à 00:00:00
Trano fivarotana iray indray no notafihin’ny jiolahy nirongo fitaovam-piadiana mahery vaika eny Anjanahary ny alakamisy alina.
Tsy fantatra ny isan’ireo jiolahy. Jiolahy roa...
-
Mardi 28 mai 2013 à 00:00:00
Lehilahy miisa valo indray no tompon’antoka tamin’ny trafikana rongony milanja 200 kg ny faran’ny herinandro teo tao amin’ny fokontany Marosakoana, kaominina...