4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

News Mada Les actualités de Madagascar 3236

  • Mardi 28 mai 2013 à 00:00:00
    Comme il a été annoncé par la CES vendredi dernier, la date butoir pour les membres au sein des institutions de la Transition de démissionner a été...
  • Mardi 28 mai 2013 à 00:00:00
    Valala tsy an-tanana, hono, tsy atolo-jaza. Izao anefa, feno azy manerana ny voly, ny tanàna mihitsy, saingy toa tsy hita indray izay hanaovana azy. Tsy hita satria, valala mpanimba...
  • Mardi 28 mai 2013 à 00:00:00
    Notokanana ny asabotsy 25 mey teo ny Foiben’ny varotra ao Antsirabe, renivohitry ny faritra Vakinankaratra. Nohitarina sy nohavaozina ity foibe ity, vokatry ny fiaraha-miasa teo...
  • Mardi 28 mai 2013 à 00:00:00
    Mamokatra ! Toerana anisan’ny manana vokatra ara-pambolena tsara ny any amin’ny distrika Bealanana, faritra Sofia. Raha aravona, manodidina ny 40 tapitrisa taonina isan-taona ny...
  • Mardi 28 mai 2013 à 00:00:00
    Nanaitra ny maro ny filatsahan’ny orana hatrany ny alahady teo teto Antananarivo sy ny manodidina. Tany amin’ny faritra Sabotsy Namehana iny aza, nipatrapatraka ny avandra ary...
  • Mardi 28 mai 2013 à 00:00:00
    La direction régionale de l’Education de la région Sava se réjouit d’être parmi les bénéficiaires du Programme d’appui aux services...
  • Mardi 28 mai 2013 à 00:00:00
    Nilaza ny tompon’andraikitry ny kaominina ambonivohitra Antsirabe fa hiavaka ny fankalazana ny Andron’ny rivotra madio, amin’ity taona ity. Hotanterahina ny zoma 31 mey...
  • Mardi 28 mai 2013 à 00:00:00
    Mampanahy mafy ! Mety tsy hisy intsony ny « mangarahara ». Tsy ny fifidianana, resaka malaza amin’izao fotoana izao, no tian-kambara eto fa karazan-trondro iray mitondra io...
  • Mardi 28 mai 2013 à 00:00:00
    Roa andro sisa, hisokatra amim-pomba ofisialy ny International tourism fair Madagascar (ITM), hetsika iraisam-pirenena momba ny fizahantany. Fotoana hampahafantarana ireo...
  • Mardi 28 mai 2013 à 00:00:00
    Any Mandritsara, faritra Sofia, ny birao faha-35-n’ny Tahirim-pirenena ho an’ny fiahiana ara-tsosialy (Cnaps). Notokanana ny zoma 25 mey teo izany fotodrafitrasa izany, izay tena...