-
Mardi 29 octobre 2013 à 00:00:00
Raha eo am-piandrasana ny voka-pifidianana ny rehetra, misy ny antso an-telefaonina tonga any amin’ny Alliance voahary gasy (AVG),
manome vaovao fa mitohy ny fikapana ny andramena,...
-
Mardi 29 octobre 2013 à 00:00:00
Misokatra ho an’ny mpiasa tsy raikitra (ECD) ao amin’ny Tahirim-pirenena ho an’ny fiahiana ara-tsosialy (Cnaps) rehetra ny fifaninanana hidirana ho mpiasam-panjakana.
Ny 7...
-
Mardi 29 octobre 2013 à 00:00:00
Mendrika ny valin-kasasarany. Nanao hetsika fitakiana ny tambin-karamany teo anoloan’ny biraon’ny Vaomieram-pifidianana ho an’ny distrika (CED),
Tsaralalàna ireo...
-
Mardi 29 octobre 2013 à 00:00:00
Vita iny ny fampielezan-kevitra sy ny fifidianana. Hiverina an-dapa handinika sy handany ny volavolana tetibolam-panjakana amin’ny taona 2014 daholo ireo parlemanteran’ny tetezamita...
-
Mardi 29 octobre 2013 à 00:00:00
“Entanina isika ho tony tokoa ary manainga ny tompon'andraikitra rehetra hanaja marina ny tena safidim-bahoaka, tompon'ny fahefana tanteraka”,
hoy ny kandidàn’ny...
-
Mardi 29 octobre 2013 à 00:00:00
Fahavalo amin’ny 33 ny kandidà Randriamampionona Joseph Martin na Dadafara, raha ny voka-pifidianana ankapobeny vonjimaika, manodidina ny 3%: 1, 85 %,
ohatra, ny tao Matsiatra...
-
Mardi 29 octobre 2013 à 00:00:00
Anisan’ny lesoka lehibe tamin’iny fifidianana fihodinana voalohany izay ho filoham-pirenena amin’ny Repoblika IV iny
ny tsy famerana ny vola amin’ny kandidà...
-
Mardi 29 octobre 2013 à 00:00:00
Efatra andro aty aorian’ny voka-pifidianana, manao antso avo amin’ny vahoaka malagasy ny printsy vavy Zoendreniny Elakovelo,
filoha nasionalin’ny federasion’ireo...
-
Mardi 29 octobre 2013 à 00:00:00
Mihevitra hatrany ny mpitondra, hatramin’izay, na ny ankamaroan’izy ireo, fa azy ny harena eto amin’ity firenena ity. Manao izay tiany hatao ny fitondrana mpanatanteraka ary...
-
Mardi 29 octobre 2013 à 00:00:00
La présidente de la commission électorale nationale, Béatrice atallah, a annoncé dimanche dernier à l’hôtel Colbert, en marge de la...