-
Mardi 29 octobre 2013 à 00:00:00
Any ivelany, amin’izao fotoana izao, ny teratany vahiny srilankey iray, voarohirohy amin’ny fanolanana zaza tsy ampy ,
tany Antsirabe. Efa eny am-pelatanan’ny polisy sy ny...
-
Mardi 29 octobre 2013 à 00:00:00
Dama, mpanakanto ao amin’ny tarika Mahaleo, manam-pahaizana ihany koa eo amin’ny fiarahamonina, kolontsaina sy ny toekarena.
Manome ny heviny momba ny raharaham-pirenena. Resaka...
-
Mardi 29 octobre 2013 à 00:00:00
Mitentina hatrany amin’ny 15 miliara dolara ny fampiasam-bola nosintonin’ny mpandraharaha vahiny tandrefana tao amin’ny tsenam-bola indianina, teo anelanelan’ny volana...
-
Mardi 29 octobre 2013 à 00:00:00
Anisan’ny olana lehibe amin’ny fiarahamonina ankehitriny ny ady tany. Matetika vokatry ny fandrefesan-tany tsy araka ny tokony ho izy no rangory fototry ny afo.
Tafakatra hatrany...
-
Mardi 29 octobre 2013 à 00:00:00
Nanamarika ny Andron’ny zokiolona ny tao amin’ny faritra Alaotra Mangoro. Fanomezan-kasina ireo ray aman-dreny efa voky taona no natao tamin’izany. Fotoana nahafahana nihaino sy...
-
Mardi 29 octobre 2013 à 00:00:00
Fiarahana, efa ampolo taona maro ny azy telo mirahalahy ! Izay traikefa matanjaka izay no hoentin’i Dama, Fafah ary Bekoto any Moramanga.
Alim-pikoranana na cabaret «...
-
Mardi 29 octobre 2013 à 00:00:00
Ny volana novambra tamin’ny taon-dasa no nanatanterahan’ny fikambanana Manome sy ny tarika Rheg voalohany ny « November rock ». Hotohizana amin’ny fampisehoana roa...
-
Mardi 29 octobre 2013 à 00:00:00
« Mitaraina ireo mpampianatra Fram fa mbola tsy naharay ny fanampin-karama avy amin’ny fanjakana ho an’ny roa volana jolay-aogositra »,
araka ny vaovao...
-
Mardi 29 octobre 2013 à 00:00:00
Fety isaky ny faran’ny herinandro…Fa mbola nafana kokoa ny tamin’ity volana ity, raha ny tao amin’ny Jao’s Pub Ambolonkandrina.
Mazava ho azy fa noho ny...
-
Mardi 29 octobre 2013 à 00:00:00
Nahazo voalohany sy fahatelo tamin’ilay fifaninanana sary nokarakaraina ho mariky ny faha-30 taonan’ilay fandaharana Small project assistance (SPA) i Raffaele sy i Teena Curry, samy...