-
Mardi 29 octobre 2013 à 00:00:00
Mba hialana amin’ny sorisorin-tsain’ny mpiasa mandritra ny fotoam-piasana ao amin’ny birao sy entina hifankahalalana,
nanapa-kevitra ny foibem-pitantanana eo anivon’ny...
-
Mardi 29 octobre 2013 à 00:00:00
Resabe fotsiny ny an’ny tomponandraikitry ny UCTU sy ny ATT, nampanantena fivoaran’ny kalitaon’ny asa hatolotra ny mpanjifa,
tamin’ireny fotoana nitakian’ny...
-
Mardi 29 octobre 2013 à 00:00:00
Miharitra ny hazandrano ao amin’ny farihin’Itasy. Tsy mahatafakatra ampahafolon’ny haza azony tany amin’ny folo taona lasa intsony ny mpanjono any an-toerana,...
-
Mardi 29 octobre 2013 à 00:00:00
Depuis plus de 4 ans, la situation de crise a malmené l’économie malgache. Toutefois, « le déficit de la balance commerciale s’est nettement...
-
Mardi 29 octobre 2013 à 00:00:00
La saison de pêche dans l’Itasy est fermée depuis le 15 octobre dernier. Et comme chaque année, elle ne devra s’ouvrir que vers le 15 décembre...
-
Mardi 29 octobre 2013 à 00:00:00
Betsaka ny mimenomenona amin’ny famoahana ny voka-pifdianana tontosain’ny Cenit, amin’izao fotoana izao. Nanambara ombieny ombieny ny filohan’ny Cenit, Atallah...
-
Mardi 29 octobre 2013 à 00:00:00
Maro ny soso-kevitra natolotr’ireo vondron’ny mpanara-maso iraisam-pirenena, taorian’ny fifidianana filoham-pirenena fihodianana voalohany ny zoma lasa teo.
Anisan’ny...
-
Mardi 29 octobre 2013 à 00:00:00
Tontosa tsy nisy raorao ny fandatsaham-bato nifidianana izay ho filoham-pîrenena hitondra ny Repoblika fahefatra eto Madagasikara.
Nandefa hafatra ho an’ny mpiray firenena ny...
-
Mardi 29 octobre 2013 à 00:00:00
Niteraka fimenomenomana sy tsy fahafaliana tamin’ny mpifidy tamibna toerana maro teto amin’ny nosy mihitsy ny tsy fahatomombanan’ny lisi-pifidianana
tamin’ny...
-
Mardi 29 octobre 2013 à 00:00:00
Misy ny tsy fanarahan-dalàna, nandritra ny latsa-bato ny zoma lasa teo, raha ny vaovao voaray teo anivon’ny fikambanana Malagasy miara-miainga.
Ny loharanom-baovao ihany no...