-
Samedi 16 novembre 2013 à 00:00:00
“Brève delai tamin’ny alalan’ny Ordonnance de refere n° 11 282, ny 13 novambra izay navoakan’ny fitsarana ary mamerina aminay tena tompon’ny trano izay...
-
Samedi 16 novembre 2013 à 00:00:00
Tsy sasatra ny manaitra. Naneho ny heviny momba ny raharaham-pirenena ny Vahoaka miray (Vami). “Miantso ny FFKM izahay mba ho sahy hampihatra ny tolokevitra avy amin’ireo nanao ny...
-
Samedi 16 novembre 2013 à 00:00:00
Hovoriana eny Ivato indray ireo rantsa-mangaikan’ny Cenit. Hifantoka amin’ny jery todika mahakasika ny fihodinana voalohany tamin’ny fifidianana filoham-pirenena ny 25 oktobra...
-
Samedi 16 novembre 2013 à 00:00:00
Navoaka tamin’ny fomba ôfisialy ny fiandohan’ny volana teo tao amin’ny Akany Fanantenana Au Petite Eden, Ambositra ireo kilonga 50 mianadahy niofana momba ny asa...
-
Samedi 16 novembre 2013 à 00:00:00
Hanetriketrika ny lanonana etsy amin’ny FJKM Rasalama Martiora anio. Hotokanana ny akany vaovao, tsangambaton’ny faha-145 taonan’ny fiangonana. Hanomboka amin’ny 9 ora sy...
-
Samedi 16 novembre 2013 à 00:00:00
Araka ny nambaran’ny tompon’andraikitry ny serasera ao amin’ny Jirama, Randrianarisoa Feno, nahomby ny ranon’orana tsy voajanahary narotsaka. Tsiahivina fa ny alahady...
-
Samedi 16 novembre 2013 à 00:00:00
Araka ny lalàna, tsy azo hifohana sigara intsony ny toeram-piasana rehetra. Hahazo « circulaire » fampahafantarana ny fampiharana ny didim-pitondrana vaovao ny toeram-piasana...
-
Samedi 16 novembre 2013 à 00:00:00
Azo tsaboina amin’ny fihinanana « spiruline » ny aretina diabeta ho an’ireo efa voany, ary arovana kosa ny sarakaty mpamokatra ny « insuline » ho an’ireo...
-
Samedi 16 novembre 2013 à 00:00:00
Nanomboka tamin’ity herinandro ity, natao tetsy amin’ny CEG 67, ha ny fanentanana momba ny ady amin’ny aretina hepatite B. Ankizivavy 500 ao amin’ny kilasy 6 ème ka...
-
Samedi 16 novembre 2013 à 00:00:00
Ho fanitarana ny tontolon’ny kanto, nanokatra ny trano fisakafoana sy fialamboly Art’Sakafo eny Mandrosoa Ivato i Voahirana,
izay fantatra eo amin’ny sehatry ny hira....