-
Samedi 16 novembre 2013 à 00:00:00
Tapitra omaly ny fe-potoana nomen’ny oniversiten’i Jiangsu any Sina ho an’ireo mpianatra malagasy mba hanefany ny trosa rehetra tokony hefain’izy ireo aminy.
Efa nisy...
-
Samedi 16 novembre 2013 à 00:00:00
Nahazo fanampiana ara-pitaovana avy tamin’ny fikambanana “Fanasina fampandrosoana an’Atsimondrano”, omaly, ny mpianatra rehetra tao amin’ny sekolim-panjakana, EPP,...
-
Samedi 16 novembre 2013 à 00:00:00
Voaresaky ny tompon’andraiki-panjakana natetika, tato ho ato, ny momba ny orinasa sinoa Mainland, mpitrandraka fasi-mainty. Nihetsika indray ny fanatsikafonana ny heverina ho tsy...
-
Samedi 16 novembre 2013 à 00:00:00
Niitatra ihany ny voina nentin’ny fihinanana antsantsa nahafaty olona tany amin’ny faritra Analanjirofo.
Noraisin’ny mpiray monina tao an-tanàna ho nanapoizina azy...
-
Samedi 16 novembre 2013 à 00:00:00
Mikorapaka ny ao Ambohitsorohitra, raha ny vaovao hita tao amin’ny tranonkala iray akaiky ny filoha teo aloha Ravalomanana Marc. Raha ny voalaza ao mantsy
, toa nampivory ireo...
-
Samedi 16 novembre 2013 à 00:00:00
Notanterahina, omaly, ny fanaovan-tsonia fifanekem-piaraha-miasa eo amin’ ny sekoly ambony Sekolah Tinggi Seni Indonesia (STSI) mampianatra ny kolontsaina indonezianina sy ny Cnemd, sekoly...
-
Samedi 16 novembre 2013 à 00:00:00
Hiditra amin’ny ampahefa-dalana, ny alahady 17 novambra, ny «Tournoi Firaisankina», taranja baolina kitra, ho an’ireo tanoran’ny boriboritany faha-5. Lalao hatao eo...
-
Samedi 16 novembre 2013 à 00:00:00
Aiza ny kolontsaina malagasy ? « Ilain’ny firenena ny toerana tahaka itony hanehoana ny firaisan’ny fahasamihafana eo amin’ny Malagasy, eo amin’ny kolontsaina...
-
Samedi 16 novembre 2013 à 00:00:00
Miteraka resabe ao an-drenivohitr’i Vakinankaratra, amin’izao fotoana izao, ny olana misy eo amin’ny FC Vakinankaratra. Noravain’ny lehiben’ny faritra any an-toerana...
-
Samedi 16 novembre 2013 à 00:00:00
Tsara aloha ny vokatra ho an’i Randy sy Andritoavina, teo amin’ny andro voalohany amin’ny «Masters U-14», taranja tenisy, tanterahina any Tonizia. Samy nivoaka...