-
Samedi 16 novembre 2013 à 00:00:00
Ho fitsinjovana ny mponina ankehitriny sy ny taranaka fara aman-dimby ary hampahafantarina ny harena voajanahary misy eto amintsika. Omena hasina sy lanja hatrany ny vondron’olona...
-
Samedi 16 novembre 2013 à 00:00:00
Alutech, orinasa malagasy 100 % mpanamboatra fitaovana ho an’ny taotrano vita amin’ny aluminium. Mandray anjara amin’ny « Salon de l’habitat » eny...
-
Samedi 16 novembre 2013 à 00:00:00
Natao ny 13 sy 14 novambra teo tany Tsiroanomandidy ny atrikasa fanomanana ny Tetikasa fitantanana maharitra ny tany any amin’ny faritra afovoany andrefan’i Madagasikara, ao...
-
Samedi 16 novembre 2013 à 00:00:00
Voararan’ny lalàm-pifidianana ny fanohanan’ny mpitondra manana fahefam-panjakana kandidà mandritra ny fifidianana. Tsy tokony hiandany koa ny...
-
Samedi 16 novembre 2013 à 00:00:00
Velona indray. Nanararaotra ny vanim-potoan’ny fifidianana ny antoko Grad Iloafo hanelezana indray ny gazety fanehoan-kevitr’izy ireo. Nivoaka, nanomboka omaly, noho izany ny gazety...
-
Samedi 16 novembre 2013 à 00:00:00
“Tsy manohana kandidà depiote na iza na iza aloha, hatreto, ny Komity miahy ny fiainam-bahoaka (KMFB) eny Atsimondrano. Vonona kosa anefa hifampiresaka ary nametraka...
-
Samedi 16 novembre 2013 à 00:00:00
Niteraka resabe ny ambara fa fahaverezan’ny volan’ny Banky foibe, tsy hita nanjavonana tamin’ny lalam-pirenena faharoa.
“Nomena 20.000 Ar ny delegen’ny...
-
Samedi 16 novembre 2013 à 00:00:00
Longtemps redoutée par la majorité des consommateurs surtout les usagers, une hausse des prix à la pompe a été effective à partir d’hier matin...
-
Samedi 16 novembre 2013 à 00:00:00
Voarohirohy ho tompon’antoka tamin’ny fisolokiana sy fandrahonana hitifitra ny namany i Yong Yu Hai. Afakomaly izy no voasambotry ny polisy teny Talatamaty rehefa avy...
-
Samedi 16 novembre 2013 à 00:00:00
Vita iny ny fifidianana, fihodinana voalohany, izay ho filoham-pirenena voalohany amin’ny Repoblika IV. Tsy enji-dresy na latsa akory, sanatria: samy mijinja ny nafafy ny kandidà sy...