-
Mardi 08 juillet 2014 à 00:00:00
Nihaona tetsy 67 ha,
omaly, ny minisitry ny Asa sy ny asam-panjakana ary ny lalàna sosialy, Maharante Jean de Dieu, niaraka tamin’ny talen’ny Bianco, Andriamifidy...
-
Mardi 08 juillet 2014 à 00:00:00
Nampahafantarina omaly tetsy amin’ny lapan’ny Tanàna ny fiaraha-miasan’ny kaominin’Antananarivo renivohitra sy ny fikambanana Good People avy any Korea Atsimo....
-
Mardi 08 juillet 2014 à 00:00:00
Mety ho vaovao amin’ny sofina ny maheno ny anarana,
kanefa gadona nentim-paharazana avy any amin’iny faritra Atsimo Atsinanana iny ny « Madangidangy ». Gadona...
-
Mardi 08 juillet 2014 à 00:00:00
Mitohy ny lalana mankany amin’ny maha matihanina ho an’Andriantomanga Ridha, tanora mpanatontosa sarimihetsika. Miofana any amin’ny Ecole des Gobelins, sekoly any Paris...
-
Mardi 08 juillet 2014 à 00:00:00
Mihantomotra ny fotoana. Hiatrika ny “Afrobasket U18 Men 2014” isika ato ho ato.
Araka izany, manomboka mihamafy koa ny fanomanantenan’ny ekipa nasionaly. Nanaraka fiofanana...
-
Mardi 08 juillet 2014 à 00:00:00
Tsy milamina mihitsy ny resaka hala-taona eo amin’ny fifaninanana ho an’ny sokajy zandriny,
amin’ny taranja rehetra eto Madagasikara, na efa manao ny fomba rehetra aza ny...
-
Mardi 08 juillet 2014 à 00:00:00
Tao anatin’ny 12 taona (1993-2005),
nitombo avo roa heny ny herin’ny rivodoza, araka ny fanazavan’ny tomponandraikitra ao amin’ny BNGRC (birao nasionaly misahana ny...
-
Mardi 08 juillet 2014 à 00:00:00
Misy ny ezaka hafa na teo aza ny vokatra azon’ireo mpilalao rugby nandritra ny Amboaran’Afrika (Can) farany teo teto amintsika.
Anisan’izany ny « Go into rugby...
-
Mardi 08 juillet 2014 à 00:00:00
Raha mety mbola ho sarotra ny hahatraran’ny firenena aty amin’ny faritr’i Afrika atsimon’i Sahara ny tanjon’ny taonarivo fahatelo momba ny fampandrosoana...
-
Mardi 08 juillet 2014 à 00:00:00
Le changement climatique,
le stress, le surpoids et la mauvaise alimentation sont les principales causes de l’hypertension chez une personne. Actuellement, selon les derniers chiffres...