-
Mercredi 09 juillet 2014 à 00:00:00
Na eo aza ny fiadiana ny amboara eran-tany amin’ny baolina kitra,
izay mahasarika ny maro tokoa amin’izao fotoana izao, tsy kivy fa vao mainka manolotra lanonana miavaka ireo...
-
Mercredi 09 juillet 2014 à 00:00:00
Notanterahina ny talata 8 jolay teo ny fivoriana manokana ny filankevi-pitantanana (CA)ny orinasa Air Madagascar.
Tinapaka fa horaisin’ny fanjakana an-tanana, izay manana...
-
Mercredi 09 juillet 2014 à 00:00:00
Sampandraharaha mikatsaka ny fampiroboroboana ny fizahantany ao Vakinankaratra ny Office régional du tourisme du Vakinankaratra na ny ORTVA.
Ankoatra ny famokarana legioma sy voankazo,...
-
Mercredi 09 juillet 2014 à 00:00:00
Hivory maika sy tsy ara-potoana ny eo anivon’ny Vondrona iraisam-pirenena manohana an’i Madagasikara (Gis-M) anio etsy Ankorondrano.
Anisan’ny hiompanan’ny dinika ny...
-
Mercredi 09 juillet 2014 à 00:00:00
Hidina ifotony ka mikasa ny ho kandidà amin’ny fifidianana ben’ny Tanàna ny mpanorina ny antoko Avana,
Robinson Jean - Louis. « Tsy ho eto Antananarivo...
-
Mercredi 09 juillet 2014 à 00:00:00
Irosoana amin’izay ny vahaolana maharitra amin’ny krizy.
Ilaina ny famerenana ny fihavanana, ny dina, ny karatra isan-dahy... Ho fanamafisana ny drafi-pirenena momba ny...
-
Mercredi 09 juillet 2014 à 00:00:00
Tsy nihambahamba tamin’ny fanakianana.
« Tena marefo ny fitondrana. Tokony hifoha ny mpitondra manoloana ny raharaham-pirenena miseho amin’izao fotoana izao. Aoka...
-
Mardi 08 juillet 2014 à 00:00:00
Le lancement officiel du projet Mampita-SOA s’est tenu à l’Hôtel Panorama ce week-end.
C’est un projet financé par l’Union européenne...
-
Mardi 08 juillet 2014 à 00:00:00
Nitondra ny hafatra ho famporisihana ny fifanomezan-tànanan’ny mpiara-belona teny amin’ny fokontany Ampefiloha-Ambodirano ny iraka avy ao amin’ny fikambanana «...
-
Mardi 08 juillet 2014 à 00:00:00
Ady ifarimbonan’ny rehetra tokoa ny fanilihana ny fahantrana sy ny fahasahiranana.
Mahatsapa ny andraikiny tao anatin’izany ny minisiteram-panjakana misahana ny...