-
Mercredi 09 juillet 2014 à 00:00:00
Anisan’ny lalao manasa-dalana,
hanamarika ity fiadiana ny amboara eran-tany “Mondial 2014” tanterahina any Brezila, ity ny fifanandrinan’ny Les Oranjes-n’i...
-
Mercredi 09 juillet 2014 à 00:00:00
À l’occasion de la Fête Nationale du 26 juin 2014,
des remises de peine ont été accordées aux personnes condamnées. Cela faisant suite aux...
-
Mercredi 09 juillet 2014 à 00:00:00
Afin de renforcer la lutte contre la cataracte à Madagascar,
le Lions Sight First Madagascar (LSFM) a fait un don de matériel d’une valeur de 92 millions d’Ariary...
-
Mercredi 09 juillet 2014 à 00:00:00
Maro ny fitaovam-pamokarana madinika vita eto an-toerana.
Niara-niombon’antoka ny Foibe mikarakara ny fihariana ara-pambolena (CSA), eo ambany fiahian’ny minisiteran’ny...
-
Mercredi 09 juillet 2014 à 00:00:00
Lanonana ara-pahasalamana roa sosona no notanterahina tao Fandriana, faritra Amoron’i Mania ny faran’ny herinandro teo.
Fandraisana amin’ny fomba ôfisialy ny Centre...
-
Mercredi 09 juillet 2014 à 00:00:00
Tsy ny fitovian-jon’ny lahy sy ny vavy ihany no miralenta kendren’ny minisiteran’ny Mponina fa ny miralenta amin’ny ambaratongan’olona samihafa mihitsy.
Nihaona...
-
Mercredi 09 juillet 2014 à 00:00:00
Homamiadana mpahazo ny olona ary mahafaty raha tsy voasoroka ny homamiadan’ny tsinaibe. Raha ny fanadihadiana natao tamin’ny mpitsabo manokana momba ity aretina ity,
tsy misy...
-
Mercredi 09 juillet 2014 à 00:00:00
Nahazo fahitalavitra ny oniversite rehetra manerana ny Nosy,
fanomezana avy amin’ny minisitry ny Fampianarana ambony sy ny fikarohana siantifika, Rasoazananera Monique. Natokana ho...
-
Mercredi 09 juillet 2014 à 00:00:00
Iray amin’ireo hopitaly 40 miara-miasa amin’ny fikambanana Lions Sight First de Madagascar (LSFM) ny sampandraharaha fitsaboana ny maso ao amin’ny HJRA.
Notoloran’ny...
-
Mercredi 09 juillet 2014 à 00:00:00
Index de l'article
Tanora tsy tara - Na eo aza ny lalao baolina kitra : tsy azo ampandeferina ny fanadinana
Tononkira : Tena...