-
Mardi 08 juillet 2014 à 00:00:00
Niverenan’ny Tahirim-pirenena misahana ny fiahiana ara-tsosialy (Cnaps) fanindroany ny faritra Amoron’i Mania,
ny herinandro lasa teo. Efa tany an-toerana izy ireo ny taona 2012,...
-
Mardi 08 juillet 2014 à 00:00:00
Tsy nahazo rariny tany amin’ny fitsarana ambaratonga voalohany Taolagnaro ilay mpandraharaha sinoa, mikasika ny raharaha vatosoa kristaly tany Tsivory, faritra Anosy.
Teo am-pangatahana...
-
Mardi 08 juillet 2014 à 00:00:00
Notokanana ny faran’ny herinandro teo ny foibem-paritry ny harena an-kibon’ny tany any Antsiranana,
ho an’ny faritra Sava sy Diana. Nambaran’ny talem-paritra teo...
-
Mardi 08 juillet 2014 à 00:00:00
Niadian-kevitra tetsy amin’ny hotely Carlton, omaly,
ny lafiny toekarena, hanarenana an’i Madagasikara. Nikaon-doha tao avokoa ny sehatra rehetra, notarihin’ny...
-
Mardi 08 juillet 2014 à 00:00:00
Il a juste préféré garder un moment de silence, mais ne s’est pas retiré de la vie politique.
Il s’agit de l’ancien candidat au second tour de...
-
Mardi 08 juillet 2014 à 00:00:00
L'Union africaine est finalement sortie de sa réserve pour répondre aux critiques qui accusent l'organisation d'œuvrer pour l'impunité des chefs d'Etat en exercice....
-
Mardi 08 juillet 2014 à 00:00:00
Diam-pamaky no niantefa teo amin’ny lohan’ny dahalo raindahiny antsoina hoe Tsikivy raha nikasa hangalatra omby am-polony maro Tao Isoanala, distrikan’i Betroka.
Tsy...
-
Mardi 08 juillet 2014 à 00:00:00
Voasambotry ny polisin’ny BC Anosy ny olona dimy mianadahy tompon’antoka tamin’ny fisolokiana sy fisandahoana ho polisy, ny herinandro teo.
Voasambotra tsirairay ireo olona...
-
Mardi 08 juillet 2014 à 00:00:00
Nitohy ny fidinana tampoka nataon’ny polisy amin’ny ady atao amin’ny fiparitahana sy ny fifohana rongony.
Olona 20 no voasambotry ny polisy ka nahitana mpivarotra sy mpifoka...
-
Mardi 08 juillet 2014 à 00:00:00
Nahery vaika tanteraka ary tsy maintsy nampiasana grenady mahery vaika ny fifampitifiran'ny zandary mpanao "coup d'arrêt" sy ireo dahalo antsoina hoe Tsimifosa sy Rebagna, ...