4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Misaotra - Willah

Tsaroko sambatra mihitsy aho eo anilanao
Fiainana feno fitia no efa nomenao
Mitondra aina vao
Na ino kidona, na ino kiantra
Tsy avy ao
Tsy misy tahotra mihitsy aho
satria ianao manolaona
Hiaro ahy ho foana.

Ref:Misaotra anao
No ny rà nalatsakao
Ianao lay Tompo Mpamonjy Mpiahy
tsy mba mandao
Vonona aho
hitoetra amban'ny elatrao
Hiankinako aminao avokoa
Izay rehetra atao

Ny omaly,ny anio,ny ho avy
Hifonako eto sahady
Ka mba miangavy
Any re aho, mitalao
Izay tsy mety, fafao
Ireo heloko avelao
Na ino kidona, na ino kiantra
Tsy avy ao
Tsy misy tahotra mihitsy aho
satria ianao manolaona
Hiaro ahy ho foana.

Ref:.... .... .

Raha tojo ady mafy
Sy lalan-tsarotra maro
Matoky foana
Fa ianao no hitatana ahy.

Ref:... ..... (2x)
STK sy TGC:
Misaotra anao, derainay.
Mankalaza anao izahay.
Dera!
Raiso anao ny fonay
Ary aoka hanjakao

Hiankinako aminao avokoa
Izay rehetra atao

Misaotra anao, derainay.
Mankalaza anao zahay.
Dera!
Raiso anao ny fonay
Ary aoka hanjakao

Hiankinako aminao avokoa

Misaotra anao, derainay.
Mankalaza anao zahay.
Dera!
Raiso anao ny fonay
Ary aoka hanjakao

Izay rehetra atao

Partager misaotra

Commenter misaotra

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Willah