4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Zipety - Tsivahiny

Amboaro tsara, Amboaro tsara

Amboaro tsara ny zipety

Fa misy kely ny tsa mety



Tsy tsara ny aomby vavy lehe mitarika sarety

Fa tsara ny vehivavy rehafa miaraka amin’ny zipety

Tsy tsara ny baolina daka raha tsy misy coup de tête

Fa manja koa ny bokaka raha mba misy ny zipety

     o! Zipety e! Tsara ny zipety

(Iny ako moa ny raha, aza dia mahery manara-maso moa...

Eh! Ino liaka ty, tano soa liaka Ra-Piera

Zay !hainareo mihintsy ny manao azy an!

Tanon-drika soa , raiso hatagny afara koa moa

Zay ndrika ra.. misaotsa liaka)



Ny kola-kola tsako , anaty mangazay an !

Kilonga apela tiako, mandalo an’ any izay an!

Ny kanakana mandro an’Andrano-boaboaka e!

Agnay sasa-miandry , anareo tsa niboaka



    o! zipety e!

Kilonga apela tiako,tsy maintsy ho tianao

Fa ny tianao tsa tiako, ny tiako tsa tianao

Samy manao ’zay maha-miramira ny sainy

Samy manao ’zay maha-falifaly ny fony, ny olo-aby ,oh!

Amboro tsara ny zipety....

Partager zipety

Commenter zipety

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Tsivahiny