4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Rapagnarakandro - Tsivahiny

Eh ! Rapagnarakandro o!...

Ia kay ro namanao mitoetsa eh!

Ny aombe ambenanao any avy am-boly an!..

Agnao andreagna, miorika ny rano

Adala ve ro miady ny anjaran’olo



Eh ! Rapagnarakandro o!..

Ia kay ro namanao mifioka,

Tsa misy, fa ny kitily sy ny siriotsa

     Ateto, ro mandrimandry,magnara-maso

     Mitsinjotsinjo an’ny valagnary anaty bararata

     Lanin’ny aombe aby ny kajaha sy ny tsaramaso

     I Lihi-maitso aza moa tsa hita fa any anaty akata

Manaino kay Raparakandro

(Miandry an’ny Sadamena ho aho e !)

Ny andro atoy efa atoandro

Fairo ny aombe, hisotro rano

Fa io tsa mba ampianarin-drano



Eh ! Rapagnarakandro an’i Sadamena

Partager rapagnarakandro

Commenter rapagnarakandro

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Tsivahiny