4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ny fiainana mafy - TANDINDONA

Mana-kambara foana,
Rehefa tafahaona
Elaela tsy nifankahita,
Mitantara ireo hany kely mba vita

Fa tsy maintsy voalaza
Ny fiainana mafy mihasarotra lava
Na vaovaom-pifaliana aza no misongadina
Ny fiainana mafy voateny hatrany
Mahafinaritra foana ny miaina na dia misy taraina
Isika moa vonona hiezaka, tsy misy ahiana ho ketraka

Partager ny fiainana mafy

Commenter ny fiainana mafy

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe TANDINDONA