4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ambanivohitra - TANDINDONA

Rivotra madio no fohanao
Rehefa any,
Lohasaha mangina koa
Mahalasa vinany
Ny aingam-panahy
Tsy misy ohatr’izany
Fa aiza ary izany ?

Any ambanivohitra any
Izany raha toa tsy fantatrao
Saingy toa latsa-dranomaso
Sy feno tebiteby izy ankehitriny
Ny tain’omby izay navadika
Tsy hita izay nalehany
Feno re ny tsiny
Horohoro lava, no manjaka
Fa tonga ireo mpandrava
Ary tonga handrava laka

Partager ambanivohitra

Commenter ambanivohitra

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe TANDINDONA