4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tandindom-pitia - Railovy

Tandindom-pitia efa sambatra
Niserana natao veloma
Ka inona indray no atambatra
Raha ny vita no ifanadinoina
Tarangan'ivelan'ny tany
An'habaka ka malahelo
Foana ka lasa tomany
Ny fitia efa mamelovelo

Niriotra tsy fantatra akory
Nidify eny andrefa-tanàna
'lay aloka izay nampahory
'lay noheverina ho fanantenana
Nidify eny andrefa-tanàna
'lay noheverina ho fanantenana

Tonony sy feony : Jerôme Randria(1963)

Partager tandindom-pitia

Commenter tandindom-pitia

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Railovy

Suite