4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Hasambarana - Ny Railovy

Atao ahoana moa,ahoana tokoa,

Ny filaza aminao ny hasambarana,

Miaina anatiko ao,

Ahoana moa ny fiteny,

Rah izao rehetra izao dia zava-poana,

Raha tsy eo anilanao.                       (in2)

Foiko, tsy tsaroako akory,

Ny amiko rehetra rehetra,

Ny amiko, ny taniko, ny kilalao

    

     ’Zay rehetra sitrakao lazao

     Ho tanterahiko avokoa,

     Sambatra aho tena sambatra,                    (in2)

     Mitoetra eo anilanao,

     Ampy ve ny fiteny,

     Hilazako ny fitiavako,

     Fa ’zao tontolo izao no foiko noho ianao





Atao ahoana moa, ahoana tokoa......

Partager hasambarana

Commenter hasambarana

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Ny Railovy