4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ny ahy - SERAH JBC & KEROBIMA ANKATSO

NY AHY (Do dia C#/Db)

Ny ahy,ny lalanao no lalako ary hizorako
(Ouh! ouh! Ny ahy,)
Ny fiainanao anie no ho fiainako ary io no lovako
Ry Jeso ô Mpamonjy mamiko ouh! ouh!
[ouuh..ouuh!]…ouuh..ouuh!
Raiso re ry Tompo [Raiso Tompo]
(Raisonao,raisonao ny foko Jeso)
Raiso ny foko [Izany foko]
(Mba hitoerany fanahy masina)
Tomoera aminay ho fahasambarana
[Tomoera aminay] (Tomoera ao aminaaay)
Ho mamy ao amponay
[Ho...ouuh!aaao..ao amponay]
(Ny manana ny anaranao ho ao amponay)
Ry Raiko ô, (ouuh…ouuh...!)
[Ny ahy tsy misy miafina aminao ny fahoriako]
Mba todiho ny zanakao, (ouuh…ouuh…!)
[Apetrako eo aminao ny faniriako]
(Tsinjovy aho, tsinjovy aho)
[Tsinjovy amin’ny indrafo nao izahay] …
[Mba ho velona]
(Faly aho ry Tompo satria, efa nomenao ahy)
[E! fantatro izay inoako]
E!inty aho e!...
(Saina mandinika ny andro lasako nefa tsy namoa)
Tsy namoa
(Ho aiza aho ry Tompô)
[Ka ho aiza moa izahay Tompô]
(Hankany amin’iza, izao izahay) …Izahaaaaay
Isaorako ianao, mpihaino vavaka, fa tena tia ahy ianao
[Isaorako ianao fa tia ahy]
Na dia zaza maditra aza aho
Tsy mba nolavinao (Tsy mba nolavinao)
Fa nanambitamby ianao (fa nanambitamby ahy ianao)
[Mamela ny heloko ianao miantso ahy hoe…ô avia]
Hoe Avia…avia (aviiiiia) …avia…hou!
$[Izao ankehitriny izao atolotro] Atolotro ho anao
[Ny fanahy sy fo anjakao ry Jeso]
Anjakao ry Jeso ô ny foko
[Fa hidera sy hankalaza anao] Hankalaza anao aho
[Izay no fifaliako ho anao,ho anao]D.$ (Ry Jeso ôoo)
satria… Ahy,ahy,ahy,ahy,aaahy…
Aaaaahy [Ahy]..Aaaaaaaahy [Ahy Jesô]

Sedera JBC & Chorale Kerobima ankatso

Partager ny ahy

Commenter ny ahy

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe SERAH JBC & KEROBIMA ANKATSO