4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Raiso ny fisaorako - Pepe Shine ( Cover)

Maro izay nataonao ahy tsy voatanisako izy ireny
Raiso ny fisaorako
Na mbola hisy teny arivo aza, dia mbola tsy ampy foana izany
Raiso ny fisaorako
Ilay Tompo nanasitrana ahy, Ka sitrana tanteraka aho
Raiso ny fisaorako
Ilay Jesosy be fitiavana iny e! ilay rano velona,ilay rano velona
Raiso ny fisaorako
Ref: Inona no avaliko an'i Jehovah
Satria maro ny zavatra ahy
miverina in 2
Raiso, raiso re fisaorako ny fisaorako
miverina in 2
2. What shall I render to Jehovah
For he has done so very much for me
miverina in 2
Nara, nara e! narekele narekelomo
miverina in 2

Partager raiso ny fisaorako

Commenter raiso ny fisaorako

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Pepe Shine ( Cover)