4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tsy kila tsy may - Railovy

Tsy kila tsy may ny fahatsiarovana
Fa misy hirahira miritsoka andakira
Tsy very tsy nafoy fa manaraka manjohy
Mikalokalo anaty tsy mba maty

Mitanisa ny andro lasa, mitanisa
Ka mivadibadika ao ireo endrika nandao
Hava-tiana sy sakaiza fahiny
Injay mihiratra ao an-tsaina avokoa

Tsy kila tsy may ny fahatsiarovana
Fa misy hirahira miritsoka andakira
Tsy very tsy nafoy fa manaraka manjohy
Mikalokalo anaty tsy mba maty

Partager tsy kila tsy may

Commenter tsy kila tsy may

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Railovy

Suite