4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Hody aminao - Railovy

Hody aminao

Hody,hody aminao ry akaniko!Taloha
Miverena,
Nandao anao ,miverena ,ela loatra,miverena
Ka hiverina aminao.
Noheviriko fa any an-kafa dia tsara noho ianao
Nefa injao fa mibitsika ato am-poko
Ny fitiavanao ry tanànako taloha
Na ratsy ianao na ory
Dia raiso ny foko nandao
Hitodio iLAy akanin-drazanao
Ka na faly na tomany dia andao
Miverena,
indro raiso,
miverena,
indro raiso,
Ilay nandao,nandao anao

Miverena,miverena,miverena

Na ratsy ianao na ory
Dia raiso ny foko nandao
Hitodio ilay akanin-darazanao
ka na faly na tomany dia andao
Miverena ,miverena,ilay nandao anaO


Jerôme Randria.

Partager hody aminao

Commenter hody aminao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Railovy

Suite