4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Hisy hatsiarovanao ny anarako - Railovy

Hisy hatsiarovanao
Ny anarako
Hisy hanembonanao
Ny fitiavako
Ny fo nitia,
Jamba nanantena anao
Eny mbola hitomany ianao
Toy izao tomaniko izao

Mangahiahy,mangahiahy
Maratra ny ao am-po
'Zao rehetra izao
Rakotr'aizina avokoa
Nilaozanao mbola tia
Ka tomany mahatsiaro
Ireo dina izay natao
Ho tia anao

Hisy hatsiarovanao....sns

Efa nilazako ianao
Nilazako...
Ny tsiambarateloko
Efa nitiaviko ianao
Ny fitia tsy hay nafeniko
Nefa alahelo sy tomany
No zakaiko noho izany

Hisy hatsiarovanao....sns.


Tonony/feony:Jerôme RANDRIA

Partager hisy hatsiarovanao ny anarako

Commenter hisy hatsiarovanao ny anarako

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Railovy

Suite