4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Dia hilazako i dada sy i neny - Railovy

         
      Ny foko tia,
      Tia ho doria,
    Vonona ho anao
      hiara-dia.
    Hiombom-pitia
       aminao

   Ka n'inoninona hidona
   anilanao ny ny fo mifangia
   Ka n'inoninona hihatra
      Ho tia anao
    Ho anao doria

         Dia hilazako i Dada sy i Neny
         amin'zao dinik'izao
         Nefa atao ahoana no fiteny
       'zao faniriantsik'izao.

         Bodo
       Mba hivavaho
       Ho tanteraka anie
       'zao faniriantsika izao
       fa lalan-tsarotra
         eny mantsy
          no aleha

    Neny niteny fa hoe:
      ny fitia tsy lalao
       ka hisangina
    amin'izao fianinana izao
    fa rehefa tia ao am-po
    dia tiana dia tiana tokoa.
         Misoratra
       misarom-boaly,
    'zay vao miara-droa

       Dia hilazako...sns

         Tonony/Feony: Jérôme Randria 1963

Partager dia hilazako i dada sy i neny

Commenter dia hilazako i dada sy i neny

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Railovy

Suite