4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Reo annkizy marobe - Priscy

REO ANKIZY MAROBE

Reo ankizy marobe
dia zanakao ry ray lehibe
ampianaro izy ireo mba
ahafantatra anao
ka izay notanjona katsainao

REF isa nandro,isa nora
dia izay no irina
na mbola kely aza
hampianaro fa zaza

Reo ankizy marobe
dia zanakao ry ray lehibe
ampianaro izy ireo mba
ahay hifankatia
ka iaraka ho doria




















Partager reo annkizy marobe

Commenter reo annkizy marobe

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Priscy