4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Sedra - Big Jim Dam & Jeeday

Big Jim Dah ft JeeDay

Sedra

Jeeday:
I tsika tsy ray ray hono tsy maitsy mandaloh sedra
Na Jeeday io na Jim Dah
Sedra mampijaly io pavoajana
Maha fanina maha mpitaraina nehefa maha faly
Rehefa kaozina ny ftoana
Refrain:
Tsy mora mora ny my saraka amin'nao
Lasa lavitra ao
Izao indray no mitomany fa
Efa tsy eo ianao
Ilay fitiavan'tsika no kasaina atao
Ary tapaka
Fa rehefa tsy eo anilan'ao izao
Dia no manina ny tsiky nao


Big Jim Dah:
Aza laoza izao tsy aiko ty ay
La vie koa tsisy namako tsy aiko mantsy ao
Mamay moa izao Tsy aiko ty ao
Fa iny ilay tiako iny,no tsy izy,ho ay nety moa ianao
Fitiavako ani ilay rosy iny,fa izy iny,maventy iny
J'aime iny
Tena tiako
Dia izy iny
Yeah,ka motherfucker ndre ry JLO
Ha hahaha
Ho hO
Jim Dah ty mask'i ny fity
Ho ho
Fitiavan'eto T.O.J
Taratasy namenao zao,taratasy mampitomany
Taratasy manambarah izao ka tsy manjary

Jeeday:
Yo tsy mila anazy ianao,izay ny topy nefa izao kopy
Tsy izany ny vokatr'i ny fo nao
Nehefa voatery ianao, voatery ny zava misy
Fa mi eno izy, miandry izy
Ary manatena ny faha tsapan'ao tena fa diso ianao

Refrain:

Izao, nampianatran'anao A.B.C
Bakeo ianao nohomeko freestyle ilay D.B.G
Tsy aiko ity
Ianao Kaidah be tay mbavah
F'tiavan'io mbola misy matoha ianao be vavah
He
Tsy aiko tsy aiko fadisaona anao
Ianoa mbola raty my voaka ambavan'ao
Anao
Tsy avelan'i babah nao tia izao
Zaka karah zany ka ma mpy Bao ao ao
Ianao mahay mtsy aiko filma izany efa itako
Tadidio fa tsy anao raika itoha vavy sipako
Aiko ianao fa famo
Be sitrapo
Efa aiko fananao izay tena tsy afapo
Tapaka jiaby ny fanirina saika ataoko
Izao teo efa vonona anambady anao
Ameko izay tsakatsaka iray amin'toi
Avelako mamokatra ilay mini moi

Refrain:

Big Jim Dah:
Izao be tsy felo
Izao manahelo
Fa ilay f'tivana fontako teo izay tsy mkolo
Dis moi dis moi
Mtaberina ary dis moi
Ilay adrabana natao nao
Tsy nampoiziko a tah
Aiko inao fa tia
Ainao izao mbola tia
Fa kay ny fo, ny f'tiavanao baby
Mamono tah
Ilay izao nanaja anao koa voa maika lany fontah
Adalahdalah izy yeah
Nenao tsy aiko ambo po trop diso plasy
Tsy tia nao koa ilay fo antsikaroa samy gasy
Amblao any, ilay ady adin'tsika toloha
Amblao any,Fah izao tsy soma filma afa koa
Fa anao koa tsy avy, izao manahy tsy mitamby
Amblao any tsika mijanona justa kamarady
Bokeo fa aiko tsara be anatin'i fo nao ao
Tia nao tsy tia nao aiko ianao mbo tia zao

Refrain:

Jeeday:
Manatena izy, manatena fa mbola oavy ianao
Manatena izy
Sedra iray ho ani lehry
Sedra hafa ho anao
Sedra maro noho eto an tany
Sedra be dia be dia be tsy mety lany

Big Jim Dah:
Eoa saba nao mahay reh....................

BARISA
as
RAP-PSY
Fianar-rap du 13



Partager sedra

Commenter sedra

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Big Jim Dam & Jeeday