4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ny fiarahantsika - MIA

        

               NY FIARAHANTSIKA

  

    efa mba renao ve

    izany feo miantso antsika

    mba hanentana,hiara hifaly sy hisariaka

    efa tsindrin-daona re

    izato namantsika

    efa velon-kalo ka handao hihira isika

  

    efa ela ihany anie

    no tsy nihaona isika

    asa re raha mbola tsaronao

    ireo hafaliana

    izay nizaraina tam’ireo namantsika

    tamin’izay izaho sy ianao

    malaina ny hifandao



        efa fantatrao (2)

        fa fiarahantsika

        dia korana lava izao

        faly ny fonao

        faly ny fonao

        mba hizara izato

        mozika hameno ny lalao



     ka handao

     aza mijanona

     fa araho

     izato fihetsika

     alao

     izay manaloka

     f’ianao, harena mijanona!





         REF 2


Partager ny fiarahantsika

Commenter ny fiarahantsika

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe MIA