4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Mitalaho aminao - MIA

          MITALAHO AMINAO



    mamirampiratra anatiko ao

    ilay endrikao

    tsy mety afaka

    ao an-tsaiko ao

    fa mitoetra ao

    ianao,izay nambabo ahy

    hatramizay,antsoiko

    ho eo anilako

    ho tiaviko



      mitalaho aho

      fa tsy nojerenao

      ty toloko!

      tsy hita izay hatao

      toa voatosika

      ity foko

      f’izaho,lazaiko anao

      tsy azo homena tsiny ianao

      satria efa natao

      tsy anjara angamba

      ny hiara-dia aminao



    mamelombelona anatiko ao

    ilay feonao

    toa manentana ahy

    hankany mba

    hahitana anao

    hilaza,fa efa ela  aho

    no tia anao

    ka mba mitalaho aho

    ho raisinao



       REF





            MIA

Partager mitalaho aminao

Commenter mitalaho aminao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe MIA