4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Mila toky avy aminao - MIA

    mila toky avy aminao



toa mahamahana ahy mahita anao

fa taiza ianao?androany mba lazao

nikarok’aho,nitady ianao

fa ianao,tsy hita hatramizay



izany foana ve no hianana

hitady ianao isan’andro izao

toa manan-tsaina

amin’ny lainga

fa lazaiko anao

fa tofok’aho



  fantatrao

  eny fantatrao

  fa mila toky aho

  eny mba lazao             REF

  raha mbola tia ianao

  ka ho faly aho

  manana anao



milaza ianao

f’izaho mirintona

f’angaha heverinao

fa mora hoa ahy

tsy tsapanao

tsy heverinao

fa ianao anie dia mampijaly



tsy hita intsony

izay hatao anao

fa maro loatra

ireo ditranao

mody tsy hita ireo efa vita

fa mahakivy sy mampitalaho



    REF

Partager mila toky avy aminao

Commenter mila toky avy aminao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe MIA