4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Madagasikara iray - GHABY RATSITO

Tokana no kendrena

Anatranatra no toriana

Izany fahaleovan-tena

Mila firaisan-kina



Na tanindrana  ianao na merina

Tarigetra iray hadika

Fihavanana re heverina

Samy malagasy isika



(x4)Firazanana samy hafa

        Na finoana hifamaliana

        Politika sy hafa

        Tsy natao hifandrafina

        Havadiho anie ny bainga

       O ry zanaky amam-para

       Ndeha hiaraka hanainga

       An’i Madagasikara



Izay misarasara-bazana

No mpanimba tanindrazana

ko hareno anie ny lasa

Sa tsy iza? Izay!

Iray ny malagasy

Partager madagasikara iray

Commenter madagasikara iray

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe GHABY RATSITO