4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Nahoana no tsy nilaza - GHABY RATSITO

Hay ve mora taminao ry olona iny,

Ny hanadino tsotra izao ireo fahiny,

Ireo dina sy voady izay natao

Ankehitriny dia notsipahinao



Ref: Tsy anjarantsika angamba ny hiara-dia

Fa lahatra eny mantsy ny fitia

Aza omenao tsiny raha toa nandao

Fa fandaharana efa vita izao.



Izao anie ka tsy haninona akory

Fa ny foko aza anie toa oriory

Na izany aza tonkony hifanaja

Fa nandao izao ianao dia tsy nilaza.



Ref: tsy anjarantsika angamba ny hiara-dia

Fa lahatra eny mantsy ny fitia

Aza omenao tsiny raha toa nandao

Fa fandaharana efa viata izao.

Partager nahoana no tsy nilaza

Commenter nahoana no tsy nilaza

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe GHABY RATSITO