4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Soa fa nisy anao - Lola

Tsy manan-kambo intsony fa lasanao ny fo
Latsaka lalina, ianao no andrandraina (hanarina)*2
Zay sitrakao noezahina natao
Babonao aho, matahotra (ny hilaozanao)*2
       Ireo ditra fanaoko taloha
       Dia efa nafoiko avokoa.
                           Réf:Soa fa nisy anao
                                    Nanova ny fainako e! Marina e!
                                    Raha tsy teo ianao
                                    Asa izay niafarana
                                    Fa dia nigagana
Raha tsy hilaza afa tsy ny toaka
Migoka isan'andro eo imasom-bahoaka
Aoka izay(2)
Mamoafady ny fitiavam-behivavy
Be ny mitaraina satria nambakaina hoe (tiako be)*2
       Tafiditra anatin'ny aizimpito
         Ianao no hanazava mba nanilo

Partager soa fa nisy anao

Commenter soa fa nisy anao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Lola

Suite