4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Lanitra (ta.kri.va - Tanora Kristiana Vavolombelona)

Ny lanitra anie mazoto (hitsena anao)x2 ny lanitra bass

Ny lanitra anie mazoto hitsena

Mazoto mazoto hitsena anao

Ny tongotrao no maloto matoa

Matoa ianao vaky lao

Ny lanitra mazoto mazoto hitsena anao

Ny tongotrao maloto matoa vaky lao

       Ny lanitra anie mazoto mazoto hitsena anao

       Ny tongotrao no maloto matoa vaky lao



ref: (Esory ny fahotana)(bass) esory ny fahotana

       (Fa io maningotr’aina)(bass) fa io maningotr’aina

       (Tsy mendrika ilay Kanana ny olona ratsy fiaina)

        Tsy mendrika ilay kanana ny olona ratsy fiaina(x2)



Ny hafatra anie (no tadidio)x2 ny hafatra bass

Ny hafatra anie  no tadidio

Ovay ho toetra manitra

Hidirantsika anio ilay varavaran-danitra

Ny hafatra anie no anie no tadidio

Ovay  ho toetra manitra ho toetra manitra

    Ny hahafatra anie no tadidio ovay ho toetra manitra

    Hihidirantsika anio ilay varavaran-danitra



ref:.......





  


Partager lanitra (ta.kri.va

Commenter lanitra (ta.kri.va

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Tanora Kristiana Vavolombelona)