4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Amin’izao tontolo izao (ta.kri.va - Tanora Kristiana Vavolombelona)

1-Amin’izao tontolo izao

Lasa fomba toa fanao

Ny hira fiderana ho rendrarendra sy filàna

Angamba tsy mba avy ao am-po

No ihirana an’i Jesoa

Fa natao izany ahazoana laza

Ety an-tany



2-Misy aza indraindray

Tsy mba mihevitra fa sahy

Miteniteny foana ny tononkira

Tsy ahoan-tsy ahoana

Angamba heverin’izy ireny

Fa raha toa ka miteny

Dia ilay mamoafady

No ahazoana girady



REF:

Izaho hihira ihany hihira hatrany ny Anaranao

Jesoa Ianao tokoa no mendri-kaja derainay koa



Ingao ny fiderana fankalazàna ny Anarany





(Tanora Kristiana Vavolombelona)

(TA.KRI.VA)


Partager amin’izao tontolo izao (ta.kri.va

Commenter amin’izao tontolo izao (ta.kri.va

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Tanora Kristiana Vavolombelona)