4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Raha mahatsiaro ahy ianao - Jon Mos

Raha mitamberina ao an-tsainao
Ilay fitiavantsika hatrizay
Tiako ho fantatrao
Fa tsy niova eny hatramin'izao
'lay fitiavako anao, ianao no efa ahy
Fitiavana iray ho mandrakizay
Eny tiako ho ao am-ponao ireny
Raha mahatsiaro ahy ianao  

Malahelo ianao
Ny hanohy irery ny fiainanao
N'efa hatanjaho ny saina
Ka banjino ny ho avinao
Eny iriako, eny ho sambatra ianao
Hahita izay ho mendrika anao
Eny tiako ho ao am-ponao ireny
Raha mahatsiaro ahy ianao  

Feon-kira  

Eny iriako, eny ho sambatra ianao
Hahita izay ho mendrika ianao
Eny tiako ho ao am-ponao ireny
Raha mahatsiaro ahy ianao

Jon Mos
© Copyright 2020

Partager raha mahatsiaro ahy ianao

Commenter raha mahatsiaro ahy ianao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Jon Mos