4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ianao no my love - LOIC

Mibaliaka hoaho ny masoandro

Mahita anao falifaly

Ny fahasoavana azon-tsuka androany

Tsy hanin-droa tsy hani-telo



Tsy mivarilavo intsony izany izaho izao

Ampy ahy ny mitafatafa aminao

Ka ireo hafa izay mety hampirevy

De-ataoko mivezivezy

Fa izaho tsy hikarenjy



Ianao my love, I love you

Ianao my love, I love you foana

Ianao my love, I love you, tiako,tiako

Ianao my love , loveko ianao,c’est fou, loveko izy de-c’est tout!

Normal – za- raha jaloux



Tsy mampirafy intsony izany izaho izao

Ampy ahy ny fitiavako anao

Ka ireo hafa izay mety ho janga

De-ataoko mitolagaga

Fa izaho tsy hijangajanga



De- ho dada amin’izay izany izaho izao

Hanasa  taty amin’izay izany izaho izao

Amin’ny foko no anaovako izany

Tsy misangy aho miteny izany

Ifanampiana ny fiainana an-tany.



Ianao my love, I love you…..

Partager ianao no my love

Commenter ianao no my love

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe LOIC