4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Hafa foana - Liva Andrianavalona

Hafa foana miova foana

Ny olon-tianao hatrizay

Fa saingy indrisy fa toa tsy nisy

Izay anjara fitia mba ho ahy



Fomba ahoana no anehoana

F'izaho anie tia anao

Moa ve tomany sa vola ihany

No irinao hitiavako anao



Fomba ahoana fa tsy haiko

Ny ahazoana irery anao

Ampianaro aho fa ilaiko

Ny mba hosakambininao

Partager hafa foana

Commenter hafa foana

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Liva Andrianavalona