4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Golgota, toerana manan-tantara - NY MPIANTAFIKA Gospel

Nampijalian’Izy, nanetry tena tsy niloa-bava

Tahaka ny zanak’ondry entina hovonoina (novonoina)

Noesoin’Izy, nororana ary nolatsaina

Nefa tsy namaly fa niaritra izay mafy



Nahantona tamin’ny hazo fijaliana

Nofantsihina, nampijaliana

Noho ny otako sy ny hadisoako

Jesosy nanadio ity foko



Sôlô:

Toerana ‘zay manana tantara

Namonjena ny zanaka amam-para

Teo no tapaka ilay gadran’ota

Io no ilay atao hoe “Golgota”



Choeur:

(Golgota, Golgota)X8







ARNELL Hasina


Partager golgota, toerana manan-tantara

Commenter golgota, toerana manan-tantara

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe NY MPIANTAFIKA Gospel