4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Taraina - NY MPIANTAFIKA Gospel

Aminao ry Jesosy Tompo

No anandratako ny fanahiako

Andriamanitra ‘zay itokiako

Ianao irery no hofidiko



Ô ry Jesô Tompo mba vonjeo! (Trio)



Tomoera eto anilako

Hanafaka ny ziogako

Fa mavesatra tsy zakako

Ka mila tsy ho tantiko



Jesô, Jesô, Jesô

Tsy zakako,

Jesô, Jesô, Jesô

Tsy tantiko.



Ziogako, mavesatra tsy zakako

Ziogako, mavesatra tsy tantiko (Bass)



ARNELL Hasina & Marijà

Partager taraina

Commenter taraina

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe NY MPIANTAFIKA Gospel