4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Embona takariva - Ny Railovy

Mody ilay masoandro andrefana iny

Vetsovetsom-poko lasana any

Lasana any ho any ka manembonembona aho

Embona ’lay tiako lavitra any



Siokam-boron-kely takariva

Ritsoky ny fo no manambara

Manambara fa ny hariva tsy eo anilanao

Manjeny an’habakabaka toa very



Mikalo aho (ho anao)² sy izao hariva izao

Ny kaloko omaly sy anio kaloin’ny fo tia anao

Mody ny masoandro, ny eritreritro rehetra

No miombona aminao miara-mitoetra




Partager embona takariva

Commenter embona takariva

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Ny Railovy