4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Efa haiko - NISEA

Hay moa efa tsy sarotra
ny manimba fiainana rehefa tena manana
Hay moa lainga no betsaka
hampatory sy hampagiana ny olona

Refr.
(Ho ento aho, ho ento)
ho ento aho raha ilainao
(Ho ento aho, ho ento)
fa tsy menatra ho hitanao
(Ho ento aho, ho ento)
ho ento aho satria hainao
(Ho ento aho, ho ento)
f'efa haiko izao

Hay moa samy ho tsaraina ihany
tsy hisy hahavita hiafina
na ny maty aza ho any
Hay moa afaka ho avotra
te ho anisan'ireo velona ho anao

Refr.

Break.
Ho ento aho, ho ento aho
ho ento aho raha ilainao
Ho ento aho, ho ento aho
ho ento aho fa mila anao

Partager efa haiko

Commenter efa haiko

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe NISEA