4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Mandrapaha - NISEA

tsy nisy niova
matokia fa miandry
ny anio na mora aza
tampoka ny farany

variana mihintsy aho
tsisy tahotra
fa iray minitra
no hikipian'ny masony

tsy tsaroany
fa manontany isan'andro ny ao ambony

mba ampio hisidina
hiomana aho ho any
mandrapahatongan'ny ora
avotra aminy

tsy hahita an'iza aho
eny an-tanany
fa fitsaràna
valin'izay vitany

tsy tsaroany
fa manontany isan'andro ny ao ambony

mba ampio hisidina
hiomana aho ho any
mandrapahatongan'ny ora
avotra aminy

Partager mandrapaha

Commenter mandrapaha

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe NISEA